Quand :
mai 14, 2020 – mai 17, 2020 Jour entier
2020-05-14T00:00:00+03:00
2020-05-18T00:00:00+03:00
FIM andiany faha 15

Ny enim-bolana voalohany amin’ity taona ity dia fotoana ahitana hetsika ara-toe-karena sy ara-barotra maro samihafa. Fotoana izay hanehoana ny finiavana hiarahana miasa ho fanatsarana ny tontolo manodidina ny fandraharahana.

« Je suis l’émergence, je suis innovant, je suis la solution », ny lohahevitra ho amin’ity andiany faha-15 ny hetsika FIM ity izay tanterahina ny 14 hatramin’ny 17 May ho avy izao. Sehatra iray hahafahana mampisongadina ny fisandratana ara-toekarena sy ara-barotra ; hahafahana mifanakalo amin’ny alalan’ny B to G, B to B ary ny B to C.