Fanaovana hosoka ny sonian’ny Minisitry ny Indostria, ny Varotra sy ny Asa-Tànana

Tao aorian’ny fitoriana nataon’ny Ministeran’Indostria sy ny Varotra ary ny Asa tanana mikasika ny fanaovana hosoka ny sonia sy ny fitombokase an-dRamatoa Ministra Lantosoa RAKOTOMALALA dia nandray ny andraikiny ny teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena avy ao amin’ny sampana mpikaroka heloka bevava ka olona 4 no sarona tamin’izany. Natolotra ny fampanaovana moa izy ireo ny 05 Aprily 2019 lasa teo. Noho izany dia nisy ny fampatam-baovao notontosain’ny Zandarimariam-pirenena.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *