Ho fankalazana ny faha 5 taonany, ny Fikambanan’ny Mpiasan’ny Indostria « FIMPI » dia mikarakara hetsika miavaka iarahana amin’i SAMOELA ny 30 Aogositra 2019 ho avy izao eny amin’ny Dôme RTA Ankorondrano.
Fanazavana fanampiny : 034 70 455 90, 033 17 002 82, 034 43 980 62

Leave a Comment