Andro iraisam-pirenena ho an’ny koperativa JIC 2019

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny koperativa ny 11 sy 12 oktobra 2019 any Arivonimamo
« Koperativa miroborobo, matihanina ary mizaka tena, isan’ny fototry ny fampandrosoana ara-toekarena sy fiaraha-monina tsy mialon-jafy, afaka 10 taona »