Fivorian’ny mpanao asa-tanana Alaotra Mangoro

Notontosaina ny 22 Desambra lasa teo tao amin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Alaotra Mangoro ny fivoriana niarahana tamin’ireo mpanao asa-tanana teo anivon’izany faritra izany. Tafiditra ao anatin’ny fampandrosoana ny sehatry ny asa-tanana malagasy ary niarahan’ny Foibem-pitondran’ny Indostria, ny Varotra ary ny Asa tanana Alaotra Mangoro (DRICA) sy ny « Centre Régional de l’Artisanat Malagasy » (CERAM) ary ny Tetikasa Fihariana niasa izany fihaonana izany.

Sary nomena