karatry ny mpanao asa tanana

Natao hampiroborobo ny asa tanana sy hirosoan’ireo mpisehatra amin’ny ara-dalana ny karatry ny mpanao asa tanana. Araho ary ny fanazavana entin’ny talen’ny fampivoarana ny asa tanana eto amin’ny MICA.

Voir lien…https://www.facebook.com/MICAMADA2019/videos/476779626536159/?epa=SEARCH_BOX