Fidinana ifotony teny amin’ny tsena

Entitra ny fitondram-panjakana amin’ireo mpanararaotra.
« Ho an’ny MICA dia mifantoka tanteraka amin’ny asa manodidina ny rafi-bidy sy ny fahamarinam-bidy tena izy amin’izao fotoana izao. Ny zava-drehetra dia tokony mifanaraka amin’io rafi-bidy io, ny mangarahara dia ezaka lehibe iandreketan’ny Fanjakana. Mandray andraikitra avy hatrany izahay eto anivon’ny minisitera ary hampiharina amin’ireo mpanararaotra ny fepetra sy ny sazy sahaza azy ireo. » hoy Rtoa Minisitra.