Tsinjo : Alaotra Mangoro, Ambatondrazaka

Miara-misalahy amin’ny manam-pahefana ao an-toerana ny talem-paritra ka nampidina ny vidim-bary efa nahatratra 750 Ar ny kapoaka hiverina ho 550 Ar sy nanamafy ny tokony hampisehoana izany