Tsinjo : Andoharanofotsy, Tanjombato

Ny fidinan’ny Minisitera MICA ny 21 Mars 2020 teny Andoharanofotsy dia nahafahana namoaka ny entana nafenin’ny mpivarotra sy nampidina ny vidin’entana ho araky ny tokony ho izy