Tsinjo : Betsiboka

Fanaraha-maso ny vidin’entana eny an-tsena tao amin’ny kaominina Antanimbary anio 22 martsa 2020. Tsikaritra fa mampidina sy manaja ny vidiny araky ny tokony ho izy ny mpivarotra :
– vary gasy 600 Ar lasa 570 Ar / kapoaka
– vary nafarana : 540 Ar lasa 510-520 Ar / kapoaka
– menaka vrac: 5.000 Ar lasa 4.500 Ar / l
– menaka cacheté 7.000 Ar lasa 6.500 Ar / l
– siramamy 2.500 Ar / kg
– lafarinina 2.400 Ar / kg
– sira 900 Ar