Tsinjo : Analanjirofo

Nandritry ny fitsidihana ny Tsena Mora nataon’ny Foiben-draharahan’ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asatanana (MICA) ao Analanjirofo. Fanamafisana ny fepetra aro sy fidiovana toy ny fanajana ny elanelana eo am-pilaharana no natao niaraka tamin’ny Foiben-draharahan’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Foiben-draharahan’ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka.