TSINJO: LAHARANA FOHY 812

Miasa hiarovana ny mpanjifa ny Minisiteran’ny Indostria, ny Varotra sy ny Asatanana (MICA).
Antsoy ny laharana fohy 812, nafohizina ho akaiky anao hatrany, raha mahita tranga fanararaotana eo am-panjifana.