Tsinjo: Fanaraha-maso ny fisian’ny entana sy ny vidin’entana

Mitohy hatrany ny fanaraha-maso ataon’ny MICA mikasika ny fisian’ny entana amidy eny amin’ireo mpanjinjara. Nidina teny Analamahitsy sy Ambohitrarahaba ireo mpanara-mason’ny varotra. Tsikaritra fa ny vary vokarina eto an-toerana dia betsaka eny an-tsena.