🔥 Tsinjo: Andravoahangy, Ampasapito

Raha ny teny amin’ireo tsena hita teny Andravoahangy sy Ampasapito kosa indray dia nahitana fihenam-bidy goavana ihany koa ny vary gasy manokana: manomboka amin’ny 1700ar ny kilao izany.