🔥 Tsinjo: Anosibe

Nanamarina ny vidin’ny entana teny amin’ny tsena Anosibe ny mpanara-mason’ny MICA ny 20 Aprily lasa teo. Nahitana fihenam-bidy goavana ny vary vokatra eto an-toerana ary efa miparitaka eny an-tsena izany.