Fandrarahana fanofody ny biraon’ny MICA

Ho fanamafisana hatrany ireo fepetra ara-pahasalamana ho an’ireo mpitsidika sy ireo mpiasa eo anivon’ny MICA dia natomboka androany ka hatramin’ny faran’ny herinandro ny fandrarahana fanofody ny biraon’ny minisitera.