đź“Ł Vaovaon’ny faritra: Atsinanana

 

Amin’izao fahamehana ara-pahasalamana izao dia manamafy ny fanaraha-mason’ny vidin’ny entana ilaina maika (PPN) eny an-tsena any Toamasina ny DRICA. Araka izany dia tsy nahitana fiovana ny vidin’ny entana ary tsy hatahorana ihany koa ny tahiry any an-toerana :
– Vary nafarana: 1700 – 2000 Ariary ny kilao
– Vary (luxe): 1900 – 2100 Ariary ny kilao
– Makalioka: 1.800-2.000 Ariary ny kilao
– Vary gasy: 1.700-1.900 Ariary ny kilao
– Lafarina: 1.800-2.400 Ariary ny kilao
– Siramamy: 2.400-3.000 Ariary ny kilao
– Menaka amin’ny bidao: 4200 – 5000 Ariary ny litatra
– Menaka amin’ny tavoahangy mihidy: 5500 – 7000 Ariary ny litatra