⚠️ Fampatsiahivana ho an’ireo mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny indostria momba ny tsy maintsy hananana ny fahazoan-dalana mikasika ny fitrandrahana sy fanodinana vokatra na ankora ara-indostrialy.