đź“Ł Vaovaon’ny faritra: Itasy

Ho fampandrosoana ny fandraharahana eo amin’ny sehatry ny koperativa izay isan’ny andraikitra sahanin’ny MICA dia nisy ny fampiofanana mikasika ny fifehezan’ireo filankevim-pitantanana ny andraikitra sahaniny ao anatina koperativa. Tontosa ny 18 sy 19 Aogositra lasa teo izany fiofanana izany izay niarahan’ny DRICA Itasy sy SOCODEVI CASEF niasa. Koperativa miisa 5 izay misehatra ao anatin’ny fambolena katsaka sy soja no nisitraka ity fampiofanana ity.