📣 Vaovaon’ny faritra : Amoron’i Mania

Ho fampandrosoana ny asa fandraharahana eny anivon’ny koperativa any amin’ny faritra dia nisy fanofanana ireo mpikambana ao anatina koperativa misehatra momban’ny fambolena sy momban’ny hazo izay nokarakarain’ny DRICA Amoron’i Mania ny 08 Septambra lasa teo. Tao aorian’ny fanofanana dia nisy ny fizarana notolorana ny « Certificat d’enregistrement » ireo koperativa ireo.