📣 Vaovaon’ny faritra : Atsimo Atsinanana

Ho fiomanana sy famaritana ny fanombohan’ny taom-piotazan’ny jirofo any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana dia nidina ifotony ny CROF na ny « Comité Régional d’Observation de Floraison » izay ahitana ny solotenan’ny governoran’ny faritra, ny DRICA, ny solotenan’ny DRAEP ary ny GIZ Prada.