đź“Ł Vaovaon’ny faritra: Atsinanana

Ho fanohanana ny fandraharahana eny anivon’ny faritra dia nitsidika ny « PĂ©pinière d’entreprises » Rtoa Minisitry ny Indostria sy ny Varotra ary ny Asatanana nandritra ny fidinany tany Toamasina.