đź“Ł Vaovaon’ny faritra: Boeny

Tontosa omaly 12 aprily 2021 ny fihaonana niarahan’ny DRICA Boeny sy ireo mpandraharaha mpamokatra siramamy « Ouest Sucre » tao Mahajanga. Tapaka nandritra izany ny ho famatsiana ara-potoana sy maharitra ho raisin’ity orinasa ity ireo mpamongady any an-toerana ka mifanaraka amin’ny filĂ n’ireto farany ireto.
Handray ny andraikiny kosa ny eo anivon’ny DRICA ny amin’ny fanangonana izany filĂ na izany ka hampita ireo any amin’ny mpamokatra mivantana.