FAMETRAHANA MAZAVA TSARA IREO VIDIM-PANAFODY HITSABOANA NY COVID19

Efa mipetraka mazava tsara ny peta-drindrina ahitana ny vidin’ireo fanafody hitsaboana ny valan’aretina Covid19 eny amin’ny fivarotam-panafody ara-dalĂ na any anivon’ny faritra. Isan’izany ny tany amin’ny faritra Alaotra Mangoro ka nanara-maso ny fampiarana izany ny ekipan’ny DRICA tany an-toerana.
Sary: DRICA