đź“Ł Vaovaon’ny faritra: Analamanga, Analanjirofo, Vakinankaratra, Menabe, Bongolava, Boeny

Tsy mitsahatra ny manatanteraka fidinana ifotony fanaraha-maso ny vidim-panafody sy ireo PPN ny eto anivon’ny MICA ho fitsinjovana hatrany ny mpanjifa izay isan’ny laharaham-pahamehana amin’izao ady amin’ny valan’aretina Covid19 izao.
Ny ekipan’ny DRICA no nanatanteraka izany toy ny faritra Analamanga, Analanjirofo, Vakinankaratra, Menabe, Bongolava ary Boeny.
Sary: DRICA