📣 Vaovaon’ny faritra : Atsimo Atsinanana

Tontosa omaly 27 aprily 2021 ny atrikasa mikasika ny fametrahana ny “Comité Régional de la Vanille » na CRV any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana entina hanatsarana hatrany ny kalitaon’ny vokatra lavanila izay nandraisan’ny DRICA tany an-toerana anjara.
Sary : DRICA Atsimo Atsinanana