Fampirantiana Solomon Manan’art

Solomon Manan’art, mpanao zava-kanto vita amin’ny hazo Solomon mpanao sokitra malaza avy ao Ambositra tonga mampiranty ireo zava-kantony eny amin’ny Hôtel du Louvre Antaninarenina, izay aharitra hatramin’ny faran’ny volana aogositra izao. Manam-pahefana maro no tonga nanokatra sy nitsidika ireo fampirantiany toa ny Talen’ny Serasera eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, ny Talen’ny Kabinetra ny Minisiteran’ny Serasera…

Lire la suite

FITSIDIHANA ECLOSIA GROUP

Mitohy hatrany ny fitsidihana ireo indostria izay ataon-dRramatoa Minisitry ny MICA niaraka tamin’ireo delegasionany. Ka ny 08 Aogositra dia tao amin’ny orinasa roa anatin’ny Eclosia Group izy ireo. Eclosia dia vondrona izay efa 20 taona teto Madagasikara, mpiasa mivantana 610 no mampandeha ireo orinasa ao aminy ary miara-miasa amin’ny tantsaha sy mpiompy avy amin’ny tanàna…

Lire la suite

Projet TSARA – ONUDI – MICA.

Notontosaina ny 20 Jona lasa teo, tetsy amin’ny Carlton Anosy ny famaranana amin’ny fomba Ofisialy ny tetik’asa TSARA izay niarahanan’ny governemanta malagasy tamin’ny ONUDI na Organisation des Nations Unies pour le Développement industriel sy ny fanjakana norveziana. Ny tanjon’ity tetik’asa ity dia ny hampiroboroboana ny asa tanana eto Madagasikara mba hanatsarana ny fari-piainan’ireo vehivavy marefo…

Lire la suite

Professionnalisation de l’Artisanat :

Professionnalisation de l’Artisanat : Renforcement de capacité des artisans s’avère nécessaire Dans le cadre de la mise en œuvre des orientations stratégiques du Ministère de l’Industrie, du Commerce et de l’Artisanat (MICA) pour l’émergence économique à travers les entreprises locales et régionales, des artisans membres de la Coopérative KOTARMA (KOperativa Taratra Artisanat Malagasy) venus des…

Lire la suite