Miarahaba anao tonga soa eto amin’ny pejin’ny sampandraharaha misahana manokana ny Fitantanana Ankapobehany ny Asa-tanana eto anivon’ny Ministeran’ny indostria, ny varotra sy ny asa tanana. Raha misy fitarainana tianao apetraka na tranga tianao ampitaina momba ny « PROCEDURE D’EXPORTATION DES PRODUITS ARTISANAUX MALAGASY » dia miangavy anao hanaraka ny toromarika eto ambany.

Bienvenue sur la page du Direction Générale de l’Artisanat du Ministère de l’Industrie, du Commerce et de l’Artisanat. Si vous avez une plainte ou un cas que vous souhaitez déposer concernant la PROCÉDURE D’EXPORTATION DES PRODUITS ARTISANAUX MALAGASY, veuillez suivre les instructions ci-dessous.