Miarahaba anao tonga soa eto amin’ny pejin’ny Fitantanana Ankapobehany ny Indostria eto anivon’ny Ministeran’ny indostria, ny varotra sy ny asa tanana. Raha misy fitarainana tianao apetraka na tranga tianao ampitaina dia miangavy anao hanaraka ny toromarika eto ambany. 

Bienvenue sur la page de la Direction Générale de l’Industrie du Ministère de l’Industrie du Commerce et de l’Artisanat. Si vous avez des doléances ou faits à nous transmettre, nous vous prions de remplir le formulaire ci-dessous.