Miarahaba anao tonga soa eto amin’ny pejin’ny sampandraharaha misahana manokana ny ady amin’ny kolikoly eto anivon’ny Ministeran’ny indostria, ny varotra sy ny asa tanana. Raha misy fitarainana tianao apetraka na tranga tianao ampitaina dia miangavy anao hanaraka ny toromarika eto ambany. Marihina fa tsy voatery mitonona anarana ianao raha mampita izany fitarainana izany ary azonao antoka ny hanajanay tanteraka ny tsiambaratelon’ny mombamomba anao. Mba ahafahanay mifandray aminao anefa dia mila fantatray ny adiresy mailaka-nao.

 

Bienvenue sur la page de la Cellule Anti-Corruption du Ministère de l’Industrie du Commerce et de l’Artisanat. Si vous avez des doléances ou faits à nous transmettre, nous vous prions de remplir le formulaire ci-dessous. Nous tenons à souligner qu’il est possible de déposer une requête sous anonymat, auquel cas toutes les informations vous concernant resteront confidentielles. Mais nous aurons toutefois besoin de votre adresse e-mail pour nous permettre de vous contacter.