Miarahaba anao tonga soa eto amin’ny pejin’ny sampandraharaha misahana manokana ny Fitantanana Ankapobehany ny Varotra eto anivon’ny Ministeran’ny indostria, ny varotra sy ny asa tanana. Raha misy fitarainana tianao apetraka na tranga tianao ampitaina dia miangavy anao hanaraka ny toromarika eto ambany.

Bienvenue sur la page du Direction Générale du Commerce du Ministère de l’Industrie, du Commerce et de l’Artisanat. Si vous avez une plainte ou un cas que vous souhaitez déposer, veuillez suivre les instructions ci-dessous.